|
|
|
|

Entry1  matoantenin' ny mpanao
Elementary words  2  ma, 3  toa, 4  teny, 5  mpanao
Part of speech  6  locution
Explanations in Malagasy  7  Raha ny olona na zavatra manao ny asa no atao teny lazaina, dia atao hoe "matoantenin' ny mpanao" no anaran' ny matoanteny. Ohatra: milalao ny ankizy ; mampirehitra afo Isambilo [1.146#75]
Explanations in English  8  active verb [1.26#]
Vocabulary  9  Linguistics

Updated on 2025/10/11